|
|
|
|

Entry1  anoin-tsarotra
Elementary words  2 anoina, 3 sarotra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 atao amin-kasahiranana: Hanointsarotra ny fanaovana itỳ trano itỳ satria ho avy izao ny orana. (Marihina fa matoantenin' ny iharana ny anoina izay mitanisa: anoina, hanoina, nanoina ka diso bevava ara-pitsipika ny hoe manoina, izay ampiasain' ny maro amin' ny fiteny hoe manoin-tsarotra; ny tiany hampiasaina dia ny mataontenin' ny mpanao mifanandrify aminy, dia ny hoe manano sarotra). [1.1]
Explanations in English  6 difficult, beset with difficulties. [1.7]
Explanations in French  7 difficile à accomplir. [1.8]

Updated on 2025/09/12