|
|
|
|

Entry1  ankosotra
Part of speech  2  noun
Root  3  hosotra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tentina ahosotra manify dia manify amin' ny zavatra iray mba hampahadera azy amin' ny fijerena: Ankoso-bolamena
Explanations in English  5  [1.2] Gilded, overlaid with
using deceit, putting on a false appearance, overreaching.
6  [1.7] a plating or coating
deceit
Explanations in French  7  [1.3#51, 1.8] enduit
Figuré: apparence trompeuse
8  [1.3#51] (adverbe pris substantivement) couche, fard, teinte
Figuré: apparence fausse
9  [1.8] couche extérieure
Examples  10  [2.5#66] ankosotra ivelany manafina ny taola-maimbon' ny fasana.
11  [2.436#] Raha ampakarina na misy lanonam-be no nitondran' ny tovovavy firavaka fanao amin' ny volo, dia ny drakadraka izany (haingo na ravaka atsatotsatoka amin' ny fehiloha na amin' ny volo) sy ny kole (volo tadina, ka misy volamena na varahina ankosotra ny lohany roa.
All compound words 

Anagrams  14 ankosotra, 15 antsoroka

Updated on 2025/09/12