Entry | 1 an-keviny |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 hevitra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] ny tokony na ny mety ho izy |
Examples |
5 [1.357#] ary ny ankeviny dia hydrogena roa famarana ny oxyzena iray.
6 [1.123#] Ary raha mahaloa ny sasany hiany izy, fa tsy mahafeno ny fananany, dia atao ankeviny ny tsy feno, ka raha 20 no tsy feno dia migadra herintaona izy. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |