Entry | 1 ankaromiafina |
Elementary words | 2 harona, 3 miafina |
Part of speech | 4 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
5 Enti-milaza zavatra tsy tiana ho fantatr' olona, afenina mafy; tsiambaratelo: Tsy tratra namosaka ny ankaromiafiny izy raha vao nahare izany teny izany [1.1] |
Explanations in English |
6 in concealment [1.2#235] |
Explanations in French |
7 [an-karomiafina]
dans la corbeille dérobée à la vue Figuré: en secret [1.3#50] |
Anagrams | 8 ankaromiafina, 9 mifanakoriana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |