|
|
|
|

Entry1  an-kapobe
Part of speech  2  noun or adverb
Explanations in Malagasy  3 Amin' ny ankamaroany, amin' ny ankabetsahany:
4 Noteneniny an-kapobe fotsiny ny mpianatra, fa tsy nanondro an-dRakoto na Ranaivo manokana akory izy
5 Ny tontaliny, ny ankamaroany: Amin' ny ankapobeny mahay mihira ny Malagasy [1.1]
Explanations in French  6 en bloc, en gros, en somme, en général [1.3#50]
7 généralité, global [1.13]
Examples  8  ny fepetra ankapobe mikasika ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana [1.320#]
9  mamolavola ny planina ankapobe hampandrosoana ny toe-karena sy ny fiaraha-monina [2.114#]
Morphology 
10  Simple :
All compound words  11 drafitra ankapobeny

Anagrams  12 an-kapobe, 13 pañaboke, 14 pañobake

Updated on 2025/11/13