Entry an-kanifisana (any, nify)
Part of speech expression
Malagasy definition Kely raha ny hatevenany no jerena
¶ kely dia kely, manify kely: An-kanifisana ny tombony azoko tamin' io raharaha io / Ankanifisana ny anjara mofon' Ibalita ka nitomany izy [Rajemisa 1985]
English definition scarce [Hallanger 1973]
French definition rare, insuffisant [Hallanger 1974]
Quotes 

2010/05/15