|
|
|
|

Entry1  ankalamanjana
Root  2 halamanjana
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4 [an-kalamanjana] Amin' ny toerana tsy takona fa miharihary: Natao teny an-kalamanjana ny fanononana ny valim-panadinana [1.1]
Explanations in English  5 in the open air, outdoors [1.7]
Explanations in French  6 en plein air [1.8]
Examples  7  Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro. [2.270#]
8  indraindray ihany koa manaraka andro etsy sy eroa, eny amoron-kady sy ankalamanjana eny. [2.470#]
All compound words  9 toeram-piasana ankalamanjana

Updated on 2026/02/04