| Entry (1/2) | 1 anindrana |
| Elementary words | 2any, 3indrana |
| Part of speech | 4 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
5jereo indrana.
[1.1] |
| Explanations in English |
6in the coastal regions.
[1.7] |
| Explanations in French |
7dans les régions côtières.
[1.8] |
| Examples |
8 Tamin' ny 1818, dia tonga tany anindrana Atsinanana Sylvain Roux.
[2.113#]
9 Raha tany anindrana aho no nampijalianao toy izao, dia ho sarotra tamiko ny handao anao. [2.285#] 10 Ny amin' ny tany anindrana, dia mbola tsy misy vita an-tsoratra mihitsy hatramin'izao momba izany. [2.298#] |
| Entry (2/2) | 11 añindraña |
| Part of speech | 12 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
13an-tsisiny, atsimompatana, andohafatana, avara-patana.
[Betsimisaraka]
[1.78] [añindrana] 14anila, ankila. [Bezanozano] [1.78] |
| Anagrams | 15 anindrana, añindraña |
| Updated on 2025/11/06 |
|