Entry angoronan-damba (horona, lamba)
Part of speech   expression
Malagasy definition   Enti-milaza olona mampiahiahy fatratra fa efa fantatra ho mpangalatra ka raha vao mandalo dia tsy tratra ahoron' ny olona ny lambany sao angalariny [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23