Entry angolaina (angola)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Arahina ny haitraitrany: Haditra io zanakao io fa efa dia angolainao loatra
¶ Enti-milaza hira izay vole-na haingonkaingony miolana kely rehefa mihira azy: Angolainy ny hirany ka ao ny mihomehy, ao ny hontsahontsa [Rajemisa 1985]
English translation   to have one's caprices satisfied [Hallanger 1973]
French translation   dont on satisfait les caprices [Hallanger 1974]
Morphology  
angolaina
angolaiko
angolainao
angolainy
angolaintsika
angolainay
angolainareo
angolain'
angolain-
angolaim-
angolai-
nangolaina
nangolaiko
nangolainao
nangolainy
nangolaintsika
nangolainay
nangolainareo
nangolain'
nangolain-
nangolaim-
nangolai-
hangolaina
hangolaiko
hangolainao
hangolainy
hangolaintsika
hangolainay
hangolainareo
hangolain'
hangolain-
hangolaim-
hangolai-
angolao
Quotes  

Entry angolaina (angola)
Part of speech   adjective
English translation   the state of the shins when scorched by sitting too near the fire. Probably from Angola. [Richardson 1885]

Updated on 2010/05/14