Entry angidina
Part of speech noun
Malagasy definition bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina [Rajemisa 1985]
English definition a species of dragon-fly. Libellula sp. [Richardson 1885]
 a dragonfly [Hallanger 1973]
French definition libellule [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Scientific name Libellula
Analogues  ondrindrano
Quotes 

2015/12/27