|
|
|
|

Entry1  angady be lela
Elementary words  2 angady, 3 be, 4 lela
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 angady lehibe ny lelany
7 fakana tsy an-drariny, fahihirana maka amin' ny an' olona eo akaikin' ny an' ny tena: Nanao angady be lela tamin' ny taniko Rangahy iny ka tsy hamelako; tsy mampandry fangady: enti-milaza areti=mifindra lozantany izay mandripaka ny olona ka vizana foana ny angady mihady ny fasana [1.1]
Other spellings  8 fangady be lela

Updated on 2025/11/02