| Entry | 1 anetsiny |
| Root | 2 hetsy |
| Part of speech | 3 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
4 ny fitenenana hoe "an-etsiny" dia diso ka tokony hatao hoe
5 an-ketsiny, saingy iry diso no efa mahazatra, ka tonga manaviavia ity an-ketsiny [1.10#H198] |
| Examples |
6 anetsiny maro ny Malagasy no naondrana namidy tany ivelany toy izany
[2.508#481]
|
| Other spellings | 7 an |
| Anagrams | anetsiny, 8 tsy enina |
| Updated on 2025/11/17 |
|