Entry | 1 anekena |
Part of speech | 2 relative verb |
Root | 3 eky |
Explanations in English |
4 [1.2] |
Explanations in French |
5 [1.3#121] |
Examples |
6 [2.366#] Koa raha izany, ny mpivavaka dia tsy vitan' ny manary sy manamavo ny nentin-drazana fa mbola manao tompo roa aty amin' ny lany tsy azo anekena afa-tsy tompo tokana.
7 [4.27#] Misy modely telo ny modely frantsay izay miavaka amin' ny fampisarahana mazava ny Fanjakana sy ny Fiangonana, izay tsy anekena ny fitsabahan' ny fivavahana amin' ny fiainam-pirenena; |
Morphology |
|
Other spellings | 12 anaikena |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |