Entry andro hafa (andro, hafa)
Part of speech   expression
Malagasy definition   [Betsimisaraka] rahampitso na rafakampitso amin'ny ora toy izao. Izy dia manendry ny andro na dia mbola ho elaela, ka mety hafaka herinandro aza izany [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

2009/10/06