Entry androany (andro, any)
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   mpamaritra matoanteny enti-milaza ny tapany efa lasa amin' ny andro itenenana: Nianatra aljebra izahay androany. (Diso ny hoe: Hianatra aljebra izahay androany; anio no tokony hampiasaina eo [Rajemisa 1985]
English translation   (andro any) The past part of the day. [Richardson 1885]
   today (past tense) [Hallanger 1973]
French translation   aujourd'hui (temps passé) [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Analogy   anio

Updated on 2009/11/18