Entry andriamby (andriana, vy)
Part of speech noun
Malagasy definition Tenan-javatra fahita any anatin' ny tany, manana hery manokana hanintona ny vy sy ny metaly sasantsasany [Rajemisa 1985]
English definition magnetic iron, a loadstone; a magnet [Richardson 1885]
 magnet [Hallanger 1973]
French definition aimant [Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
Malagasy definition karazana vy manana toetra misintona vy hafa
¶ andriamby maharitra: karazana vy manana toetra raikitra afaka misintona vy hafa
¶ andriambin'aratra: antsody manana aty afaka misintona vy rehefa lalovan-drianaratra [SLP 1986]
French definition aimant
¶ andriamby maharitra: aimant permanent
¶ andriambin'aratra: électro-aimant [SLP 1986]
Vocabulary 

2012/03/03