Entry andininy (dinika)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitsinjarazarana ny teny ao amin' ny toko iray ka misy isa filaharany mba hahamora ny fitadiavana sy fitadidiana azy: Jereo Lioka, toko 1, andininy faha-52
¶ Fizarazaran' ny tononkalo na tononkira iray, izay samy misy andalana maromaro mitovy isa: Misy andininy folo ny Midona moramora nataon' Ny Avana [Rajemisa 1985]
English definition a verse. See dinika [Richardson 1885]
 a verse or stanza; details [Hallanger 1973]
French definition verset ; détails [Hallanger 1974]

2017/07/25