|
|
|
|

Entry1  andian-tany fahatelo
Elementary words  2 andia, 3 tany, 4 fahatelo
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 vondrontany iharan'ny fahantrana vokatry ny fanjanahan-tany sy ny fahatarana ara-teknôlôjia [1.13]
Explanations in French  7 tiers-monde [1.13]
Vocabulary  8  Politique
Synonyms  9 tany madinika

Updated on 2025/09/12