| Entry | 1 andevovavy |
| Elementary words | 2 andevo, 3 vavy |
| Part of speech | 4 noun |
| Examples |
5 Molotr' andevovavy tezitra ny vahindrorohany;
[2.69]
6 Ny vidin' ny tany dia andevovavy somondrara roa, basy fito ambinifolo, omby zato, volafotsy roanjato ariary ary rojo volafotsy nahoa-bovonana. [2.508] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/07/29 |
|