|
|
|
|

Entry1  andeha
Root  2 leha
Part of speech  3  imperative of active verb mandeha [Full list]
Explanations in Malagasy  4 mampanao asa olona, mitovy amin' ny hoe "mandehana":
5 Andeha milalao amin' izay ianareo, rankizy
6 Mitaona olona hiara-hanao asa iray amin' ny tena izay miteny:
7 Andeha hilalao amin' izay isika, rankizy
8 (tsara homarihina, araka ireo ohatra roa ireo, fa amin' ilay hevitra voalohany (fandidiana), dia atao milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka ny "andeha na ndeha", fa amin' ilay faharoa kosa (fitaomana), atao milaza ny ho avy) [1.1]
9 Teny enti-mandidy, (eo alohan' ny milaza ny ankehitriny): Andeha mianatra ianareo fa ampy izay enim-bolana tsy nianarana izay
10 Enti-mitaona (eo alohan' ny milaza ny ho avy): Andeha hianatra isika fa miandry antsika ny tanindrazana [1.1]
Explanations in English  11 [An irregular Imperative of mandeha, to go.] Let us go, let us be off. It is often followed by another verb, as andeha mody, Go home. See leha [1.2]
Explanations in French  12 [impératif irrégulier] allons, allez, va [1.3#397]
Examples  13  andeha mandeha (Allez-vous-en) [1.3#397]
14  andeha handeha (Allons-nous-en) [1.3#397]
15  andeha velomy, ilay ity! [2.298#129]
16  andeha fa ho hitan' ialahy. [2.643#61]
17  loza ialahy izany raha andeha. [2.69#185]
18  andeha hiverina fa diso lalana isika. [2.895#53]
Other spellings  19 ndeha
All compound words  20 andeha handoa-danitra aiza aho
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Anagrams  andeha, 22 dehana

Updated on 2025/11/17