|
|
|
|

Entry (1/2) 1  andaniny
Root  2 lany
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Amin' ny lafiny iray, mifamaly amin' ny hoe an-kilany; raha ampiasaina ho toy ny anarana ireo teny ireo dia tsara raha soratana hoe: ny andaniny, ny ankilany [1.1]
Antonyms  5 ankilany
Combinations  6  3 expressions, toponymes, etc... with that word

Entry (2/2) 7  andaniny
Root  8 lany
Part of speech  9  noun
Explanations in English  10 [root lany.] A party, a side, as in two (or more) parties pitted against one another. [1.2]

Updated on 2026/02/04