Entry andakira (any, lakira)
Part of speech expression
Malagasy definition any lavitra dia lavitra, tsy hita popòka, tsy hita avanavana [Ravelojaona 1937]
 [ an-dakira ] any lavitra dia lavitra, tsy hita popòka [Rajemisa 1985]
English definition something very far away [Richardson 1885]
French definition très loin [Rajaonarimanana 1995]

2015/09/18