Entry anaty rova (any, aty, rova)
Part of speech   expression
Malagasy definition   ny faritra ao anatin' ny rovan' ny mpanjaka na ny solony tany ivelan' Antananarivo, toy ny komandy, governora, izay nanaovana rova hitoerany [Rajemisa 1985]

Updated on 2011/10/13