|
|
|
|

Entry1  Anatirova
Elementary words  2  anaty, 3  rova
Part of speech  4  name (toponym) [Full list]
Examples  5  Nisy fitopolo ny Vadintany Ambony tao anatirova [2.508#499]
6  Mikorontana ianareo aty anatirova, mikorontana koa ny any [2.528#126]
7  Nampidirina tao anatirova ireo, ka nampisehoan' ireo Betsileo ireo fahaizana [1.437]
8  Voninahitra e izany ka natolotro ny tenako, Ary dia ao anatirova no ho fasana hilevenako! [2.1022]
9  Herintaona no nipetrahany tao anatirova, dia nangataka hampianatra tany Ambohitromby izy [2.649#1065]
Vocabulary  10  Geography: monuments
Analogs  11  anatyrova

Anagrams  12 Anatirova, 13 anaty rova, 14 ivarotana

Updated on 2025/09/10