|
|
|
|

Entry1  anapariahana
Root  2 pariaka
Part of speech  3  relative verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3#479]
Examples  4  Inona no ezaka atao hanapariahana an’izany? [4.27]
5  Koa rehefa tonga eo, dia tsy maintsy anapariahana fotsimbary ny Hazo ho Jiro: atao tototra ny olona rehetra. [2.245#]
6  Ny fahefana itsinjaram-pahefana dia ahitana fahefana anapariahana ny fitondran-draharaham-panjakana mifanandrify amin' izany. [4.27#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2025/09/12