|
|
|
|

Entry1  anamboary
Root  2 voatra
Part of speech  3  imperative of relative verb anamboarana [Full list]
Explanations in French  [1.3#845]
Examples  4  anamboary efitra iray madio indray, hoy ity lehibeny, fa misy zazavavy vahiny hatory aty aminareo. [2.895#]
5  raha afakampitso amin'ny Alahady aho mihaona aminy fa anamboary trano anio alina izy hiakarany raha maraina, fa volivoly izy any anaty botry mandrampihaonako aminy. [2.366#]

Anagrams  6 amboarina, 7 amboriana, 8 anambario, 9 anamboary

Updated on 2025/09/12