Examples |
1 | Tamin' ny nahafatesan' Andriambelonandro dia mbola kely izy, ka Razafisoazaka, Mpitaiza Anakova (Zanakandriana) sy Rasifahita, filohan'ny foko Otaray no nitondra vonjimaika.
[2.508]
|
2 | Toy izao ny filaharan' izany : Roa mifanandrify eo anolohany indrindra dia ataony hoe tandrony, famantarana ny zanak' andriana tsy manana fanjakana io ka omeny anarana hoe : anakova tsy manjaka.
[1.353]
|
|