| Entry | 1 anakandroana |
| Root | 2 anakandro |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Voan' ny anakandro; matetika anefa ilazan' ny olona ny anakandro mihitsy io teny io: Toa misy anakandroana izany tavanao izany [1.1] |
| Explanations in French |
5 dartreux [1.3] 6 dartre [1.54] |
| Examples |
7 izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy.
[2.996#]
|
| Vocabulary | 8 Health |
| Other spellings | 9 anakandroina |
| Updated on 2025/09/12 |
|