| Entry | 1 ampotomoty |
| Elementary words | 2 fototra, 3 moty |
| Part of speech | 4 adjective |
| Explanations in Malagasy |
5 akaiky dia akaiky efa mila hitehika mihitsy [1.1] |
| Explanations in English |
6 [fototra, a root, moty, a tree, etc.]. Near, close, quite at hand. A vulgar word. [1.2] |
| Examples |
7 Raha jerena ampotomoty anefa, toa tsy misy ifandraisany velively ny "teny" sy ny "tombon-tsoan' ny firenena" eo amin' ny fiainana "ara-batana" ary izay no zava-manodoka tena mamohehatra indrindra.
[2.285#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|