| Entry | 1 ampongalahy |
| Elementary words | 2amponga, 3lahy |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Amponga misy hoditra roa: ny ilany tsy faranana fa avala hikopaka toy ny ravin-tsofina, ny ilany mitovy amin' ny amponga tsotra izao ihany. Ny felatanana havia no mively eo amin' ilay misy sofiny (mikarantsana kokoa ny feony fa manify ny hoditra); ny havanana kosa mively ny ilany amin' ny tsora-kazo kely tokony ho vehana (midoboka kokoa ny feon' io fa matevina ny hoditra aminy [1.1] |
| Examples |
6 Misy roa ny amponga: ny ampongalahy, izay fively amin' ny dihy, ary ny ampongavavy, izay fikapoka amin' ny hira.
[2.436#]
7 ny olona rehetra mipetraka manodidina, mitehaka, hampahafana ny fon' ny tovovavy, manaraka ny hirany, mively ampongalahy. [2.357#] |
| Vocabulary | 8 Music: instruments |
| Anagrams | 9 ampingaloha, 10 ampongalahy |
| Updated on 2025/09/12 |
|