|
|
|
|

Entry1  ampitso
Part of speech  2  noun or adverb
Explanations in Malagasy  3 Enti-milaza ny andro manaraka ny andro itenenana na ny andro tenenina: Tsy misy mahalala ny ampitso. / Narary izy ny ampitson' ny nandehanany.
4 Ny ho avy: Ny ampitso no hanamarina izany.
5 Indraindray ampiasaina ho mpamaritra matoanteny mitovy amin' ny rahampitso: Ampitso izy no handeha,. [1.1]
Explanations in English  6 to-morrow. Same as rahampitso.. [1.2]
7 tomorrow, the morrow. [1.7]
Explanations in French  8 demain, le lendemain. [1.8]
Examples  9  ka marary nony mody ny ampitso [2.245]
10  Nony ampitso Zoma, dia niangona indray [2.59]
11  Ny ampitso ihany dia nanoratra i Fatakamana [2.499]
12  Saingy izay nianarana anio toa hadino nony ampitso [2.356]
Morphology 
13  Simple :
All compound words  14  4 combinations of this word
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  16 ampitso, 17 mpisota, 18 Patmosy

Updated on 2025/11/09