|
|
|
|

Entry 1  ampempa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Mofo vary na moto mangahazo [1.1]
Explanations in English  4 a cake, a loaf. See mofo [1.2]
Examples  5  Efraima dia efa tonga ampempa tsy voavadika. [2.996]
Combinations  6  2 expressions, toponymes, etc... with that word
Article  7 Randzavola: ampempa ao amin' ny Baiboly (=> mofo)

Updated on 2026/02/28