|
|
|
|

Entry1  am-pelatanana
Elementary words  2 fela, 3 tanana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza zavatra ananan' ny tena eo amin' ny tena amin' ny fotoana iresahana: Tsy manana afa-tsy ariary zato aho izao eto am-pelatanako. [1.1]
Explanations in English  6 at hand, available. [1.7]
Explanations in French  7 sous la main, disponible. [1.8]

Updated on 2025/10/11