| Entry | 1 amparina |
| Root | 2 ampatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atsotra, atao mivalandotra, velarina: Amparo ao an' efitra atsimo ao aloha io marary io Atao araka izay tratra: Nampariny marina ny fony tamin' ny teny nataony [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be stretched out, as the legs, or a corpse immediately after death. [1.2] |
| Examples |
6 Aza ny alahelo havana no amparina, fa hevero ny loha ananan-tompo.
[2.587#]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 12 am-parany, 13 amparina, 14 mari-pana, 15 mpiarana, 16 rampaina |
| Updated on 2025/09/12 |
|