|
|
|
|

Entry1 Amparafaravola
Elementary words  2farafara, 3vola
Part of speech  4 name (toponym) [Full list]
Examples  5 Nisy aza olona nosamborina tany amin' ny faritanin' amparafaravola, any atsimo andrefan' Alaotra, nandalo tao tamin' ny lalany ho any Ambatondrazaka, tsy navela nanohy ny diany intsony. [2.472]
6 Ambatondrazaka sy amparafaravola — ny Sianaka; [2.48]
Vocabulary  7 Geography: towns

Updated on 2024/12/25