|
|
|
|

Entry1 ampanenoina
Root  2neno
Part of speech  3 passive verb
Examples  4 ary sarinety roa lehibe teo andrefan-trano ampanenoina mandrakariva. [2.48]
5 kanjo kalokalo mitaraindraina no nampanenoin' ny rantsany malefalefaka [2.499]
6 na araka ny hevitry ny sasany, dia milaza fa tokony hiato kely ny feon' ny mpihira, fa ny trompetra ihany no ampanenoina. [1.38]
Morphology 
7 Present :
8 Past :
9 Future :

Updated on 2025/09/10