Entry ampalibe
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsimisaraka] voankazo fihinana izay hita any avaratra atsinanana [Rakotosaona 1972]
   hazo lehibe tsy fahita afa-tsy amin'ny tany mafana, be tavolo ny voany ary anisan'ny lehibe indrindra amin'ny voankazo rehetra fa mety mahatratra 15 kilao; ny tsirony, mamy sy matsiro, saingy misy fofony maherihery kosa. [Rajemisa 1985]
English definition   [Betsimisaraka] the jackfruit tree (Artocarpus integrifolia) [Richardson 1885]
French definition   jacquier (Artocarpus integra, Urticaceae [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary  
Scientific name   Artocarpus integra, Artocarpus integrifolia, Urticaceae
Synonyms   finesy ~ kimahatorolela
Web   http://waynesword.palomar.edu/jackfr1.htm#jackfruit
Illustrations  

2010/11/16