Entry amboho (any, voho)
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   [Tanosy] Aoriana [Rakotosaona 1972]
   Ao ivoho, ao andamosina: Jereo ao amboho ~ Latsaka ao ambohoko ao ny fihogo [Rajemisa 1985]
English definition   (am-boho) see voho. [Richardson 1885]
French definition   par derrière [Abinal 1888]

2012/10/18