Entry | 1 amboarampeo |
Elementary words | 2 amboara, 3 feo |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Fitambaran' olona manambatra ny feony amin' ny fiaraha-mihira mirindra sy maty paika [1.1] |
Explanations in French |
6 [amboaram-peo]
chorale [1.13] |
Vocabulary | 7 Music: (in general) |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |