Entry amboamboa (amboa)
Part of speech adjective
Malagasy definition enti-milaza fitomboan' ny vatana izay mihadongadonga na botrabotra, indrindra fa eo amin' ny zazakely
¶ Enti-milaza ankizy kely dongadonga, botrabotra, ka tsy mahalala izany hoe tsy mitafy akory
Mitovy hevitra: alikalika [Rajemisa 1985]

2012/10/18