Entry am-boalohany (any, loha, -ny)
Part of speech adverb [full list]
English definition [ amboalohany ] at the beginning, to begin with [Hallanger 1973]
French definition au commencement, au début [Abinal 1888]
 [ amboalohany ] au commencement [Hallanger 1974]
Examples 
1Tsy mba kibo akory no nilazana io toerana io tao amboalohany. [Ramasindraibe: Fokonolona]
2Nisy faritra telo voalazan'ny lovantsofina fa nivelaran'ny Foko Vezo hatrany amboalohany. [Randriamamonjy: Tantara, page 107]
Quotes 

2019/08/17