| Entry | 1 ambin-jaza |
| Elementary words | 2 amby, 3 zaza |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 zaza teraka taorian' ny nizarana ny fananana amin' ireo zokiny talohany Izay tsy tiana amin' ny zanaka rehetra ao an-trano, zaza iangarana [1.1] |
| Explanations in English |
6 A child less loved by the family than the other children. [1.2] |
| Explanations in French |
7 enfant qui nait après le partage des biens entre ses ainés; le moins aimé, le moins favorisé des enfants [1.3] |
| Updated on 2025/09/12 |
|