Entry Ambatobevanja (any, vato, be, vanja)
Part of speech   name (toponym) [list]
Examples  
1Ny zanak' Ambatobevanja, Re lahy! [Dahle: Angano, page 218]
2Teny izy no nitoetra nandritra ny taona vitsivitsy nianarany tao Ambatobevanja. [Ravelomanana: Lalana, page 86]
3Fa nifanila trano izy mirahalahy ireo ao Ambatobevanja, Ralaiarivony, ao aminy efitra avaratra, ambany sy ambony [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 140]

Updated on 2015/08/16