|
|
|
|

Entry1  ambaramaina
Root  2 ambara. maina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 teny enti-milaza zavatra maina tsy hita antony: vody volotsangana maina ifotony, hoditr' omby maina ho azy
5 vary hanina atao fatra-maina tsisy ro na laoka: Tsy iatsako mihitsy ny ambaramaina fa toa mihisatra ao an-tendako ao fotsiny
6 andrezatra, an-kery: Toa tadiavinao hatao ambaramaina fotsiny amin' izao izy izany [1.1]
Proverbs  7  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02