Entry ambanivolo (ambany, volo)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka] ambanivohitra [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] ambanivohitra (na tanana na ambanivohitra fotsiny izao). Toerana lavitra ny renivohitra [Rakotosaona 1972]
 enti-milaza ny ambanivohitra ho an' ny tany amoron-tsiraka [Rajemisa 1985]
English definition Same as ambaniravinkazo. [Richardson 1885]
 the country, esp. near the forest [Hallanger 1973]
French definition banlieue; la campagne, surtout près de la forêt [Hallanger 1974]
French definition  [Merina] (de ambany = en dessous, et volo = nom des bambous et des hautes Graminées). Nom donné aux régions rurales, aux campagnes, par les gens des villes (voir volo). [Boiteau 1997]
Vocabulary 

2017/12/03