Entry ambalavelona
Part of speech   noun
Malagasy definition   aretina mitovitovy amin' ny kasoa, avy amin' ny ody mahery ataon' olon-dratsy mpisompatra ary mety hahavoa antokon' olona maro miaraka aza, araka ny filazan' ny olona sasany; raha tsy voatsabo dia miafara amin' ny fahafatesana [Rajemisa 1985]
Vocabulary  

Entry Ambalavelona (vala, velona)
Part of speech   name (toponym) [list]
Vocabulary  
Toponymy   vala, velona
Illustrations  

Updated on 2013/03/29