|
|
|
|

Entry1  ambainy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 ambay [1.1]
4 sakany, ampohiny [Bezanozano] [1.78]
5 ampohin'ny mahitsizoro [1.13]
6 ampohy: Be ambainy tokoa izany lamba izany raha mahatratra roa metatra [1.62]
Explanations in French  7 lé d'un habit, d'un rideau, etc.: Misy ambainy telo io zipo io (Cette robe a trois lés) [1.3]
8 largeur [1.13]
Examples  9  Ny sisa, ireo toetra mitovy loko amin' ny vintany sy anjarany, no mahazo laka sy tonga be ambainy. [2.472]
Synonyms  10 ambay, sakany

Anagrams  11 ambainy, 12 animbay, 13 mibiaña, mibiana

Updated on 2025/11/13