|
|
|
|

Entry1  ambainday
Elementary words  2 ambay, 3 lay
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Ny halavan' ny sakan' ny lamba anaovana ny lay, na ny halavan' ny lain-tsambo, izay iankinan' ny tanjany sy ny heriny
6 Ny halehiben' ny fivelatry ny asa na zavatra iray: Mihevitra ny hanitatra ny ambaindain' itỳ orinasa itỳ aho [1.1]

Anagrams  7 ambainday, 8 Ambanidia

Updated on 2025/09/12