|
|
|
|

Entry1  amaray
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3 [Masikoro] rahampitso [2.606#151]
Explanations in English  4 [Provincial] [a, and maray, morning.] To-morrow. Same as ampitso [1.2]
Examples  5  Tampitsy fi'ahy fa i zay Afiatsy fa tsy vango kobay Toroako anatsy maraimaray Ze tsy midary le mbo haneny Tretre ahy aza itaray Mbo hatiaro izy noho amaray. [2.606#]

Anagrams  amaray, 6 Amaria

Updated on 2026/02/04